Entrée behatoka (be, hatoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Explications en anglais A kind of dollar [1.2]
Explications en français à forte tête, à grosse nuque. Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons [2.415]
 La nuque, la partie arrière de la tête [1.196]
Exemples 
1ny vola Behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola. [2.436]
2Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara; [1.123]
Vocabulaire 

Entrée behatoka (be, hatoka)
Partie du discours nom
Explications en anglais An inferior kind of rice [1.2]
Explications en français Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A. Chev. & Roehr. (Poaceae). [1.196]
Nom scientifique Oryza longistaminata
Vocabulaire 

Entrée behatoka (be, hatoka)
Partie du discours nom
Explications en anglais A species of tobacco with long stalks [1.2]
Explications en français  [Merina] Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux. On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/10/17