|
|
|
|

Entrée1  be maso
Mots élémentaires  2 be, 3 maso
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 mana-maso makadiry
6 Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara [1.1]
Exemples  7  Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka. [2.654#]

Mis à jour le 2025/09/12