Entrée bibilava (biby, lava)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A name for snakes. [Richardson 1885]
Définition française nom générique de serpents [Rajemisa: Vakoka]
Définition française serpent [SLP 1986]
Vocabulaire 
Exemples 
1Nanitsaka bibilava masiaka va izy? [Ravalison: Atodiorokoroka]
2ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety [Callet: Tantara, page 635]
Citations 
Articles 

2017/06/29