| Entrée | 1 bontolo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant
[1.2] |
| Explications en français |
5 sans division, entier
[1.3] |
| Exemples |
6 miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471#16]
7 ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [2.472#58] |
| Dérivés |
|
| Combinaisons | 9 3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|