Entrée boty
Partie du discours   nom
Définition malgache   lalana tery [Rajemisa 1985]

Entrée boty
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [Rajemisa 1985]

Entrée bôty
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] mahantra, ory, botry [Rakotosaona 1972]

Entrée boty
Partie du discours   nom
Définition malgache   iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
¶ amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [Ravelojaona: Firaketana]
   [Sihanaka] kamboty [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] orphelin
¶ veau pour sacrifice [David 1952 (takila B)]
Dérivations  
Synonymes   bôty

Entrée boty
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] votsy [Rakotosaona 1972]

2017/03/10