|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kamboty
Radical  2  boty
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo
Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [1.1]
Explications en anglais  5  an orphan [1.7]
Explications en français  6  orphelin [1.8]
Exemples  7  Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray
ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana
fa izay adala ariana avokoa
[2.131]
8  Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  17  8 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  18  Rapports: famille
Synonymes  19  asorotanitsisatry
Analogues  20  somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)22  kamboty
Partie du discours  23  nom
Explications en français  24  (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196]
Vocabulaire  25  Botanique

Anagrammes  26 kamboty, 27 kimbato

Mis à jour le 2025/10/11