Entrée dinam-pokonolona (dina, foko, olona)
Partie du discours locution
Définition malgache lalàna amam-pitsipika nifaneken' ny fokonolona fa harahina. (Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin' ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka nomena anarana hoe fanekem-pokonolona izy tamin' izay [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31