| Entrée | 1 dinidiniho |
| Radical | 2 dinidinika |
| Partie du discours | 3 impératif du verbe passif dinidinihina [Liste complète] |
| Exemples |
4 Koa aza bantiana avy hatrany ny anganoko, fa mba dinidiniho sy tsakotsakoy ihany.
[2.5#121]
5 Izay àry no antony namoriana anareo, koa dia dinidiniho sy fakafakao ary tsakotsakoy any an-tranonareo any avy izany. [2.528#135] |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|