|
|
|
|

Entrée 1  dinidinika
Radical  2 dinika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha [1.1]
Explications en français  5 examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte [1.3]
Exemples  6  dinidinika ambany tafo ihany. [2.245#49]
7  Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao. [2.270#48]
8  Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany. [2.508#119]
9  Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana. [2.470#19]
Dérivés 
Verbes actifs :
Adjectifs :
Analogues  13  tapatapakahitra
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/03/07