Entrée ditra
Partie du discours nom
Explications en malgache Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
Explications en anglais Obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2]
 Stubbornness, obstinacy [1.7]
Explications en français Entêtement; obstination dans le mal [1.8]
 Bêtise [1.13]
Morphologie 
Simple : ditra, ditrako, ditranao, ditrany, ditrantsika, ditranay, ditranareo, ditran', ditr', di-, ditry
Dérivés 
 
Synonymes hery loha ~ kiry
Mots composés 
Proverbes 

Entrée ditra
Partie du discours nom
Explications en malgache Tanimanga [1.13]
Explications en français Argile [1.13]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : ditra, ditrako, ditranao, ditrany, ditrantsika, ditranay, ditranareo, ditran', ditr', di-, ditry
Synonymes tanimanga
Mots composés 
Analogues  tany ditra

Mis à jour le 2023/08/11