Entrée kiry
Partie du discours nom
Explications en malgache Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
Explications en anglais Obstinacy [1.7]
Explications en français Entêtement [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée kiry
Partie du discours nom
Explications en malgache Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
Volo eo anilan' ny sofina [1.1]

Entrée kiry
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fiovana [1.78]

Entrée kiry
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara, Taisaka] nendra [1.78]
  [Tanosy] hatina [1.78]
Vocabulaire 

Entrée kiry
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Croix grecque. [1.19]
Synonymes kily

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/24