Entrée domelina
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako [Rajemisa 1985]
   donto [SLP: Voambolana]
Définition française   abruti [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Synonymes   donto

2012/11/01