| Entrée | 1 donto |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare.
4 Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ. 5 Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy. 6 Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 stupid.
[1.7] |
| Explications en français |
8 stupide.
[1.3#115, 1.8] 9 sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi. [1.3#115] |
| Exemples |
10 Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo!
[1.241]
11 Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [2.472] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 24 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|