|
|
|
|

Entrée1  domohina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika
4 ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe
5 Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). [1.10]
6 Voromailala dia [1.1]
Explications en français  7 Tourterelle [1.3#113, 1.54, 1.13]
8 pigeon sauvage [1.13]
Exemples  9  Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg]
10  vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#]
11  Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#]
Vocabulaire  12  Zoologie: oiseaux
Autres orthographes  13 demohina, dimoy, domo, domohy, domoy, limohy
Analogues  14  pakatova, 15  voromahailala
Tous les mots composés  16  2 combinaisons de ce mot
Nom scientifique 
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17