Entrée dongy
Partie du discours nom
Définition malgache Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany!
¶ Ditra [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Exemples Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana; [Dahle: Angano, page 234]

Entrée dongy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo [Rajemisa 1985]

2017/04/02