Entrée midongy (dongy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitokona tsy mety manao na tsy mety mandeha: Nidongy tsy nety nihinan-kanina Ikoto
¶ Manao an-ditra, maka an-keriny: Nidongy ny kilalaon-janako i Bozy kely
Mitovy hevitra: mainkazo ~ mamahana ~ mamatovato ~ mamokehana ~ mampitovy molotra ~ mandongilongy ~ mangenahena ~ migin-kazo ~ mihena velona ~ mihenahena ~ mikim-bato ~ mikiribiby ~ mimolotra ~ mitokona ~ mitokozihitra ~ mizihitra ~ mizihizihy ~ miziriziry [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to sulk, to pout [Hallanger 1973]
Définition française bouder, s'obstiner [Hallanger 1974]
Morphologie 
midongy
nidongy
hidongy
midongia
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/07/30