| Entrée | 1 drey |
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
4 na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. 5 (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina 6 amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- 7 Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; 8 ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: 9 Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10] |
| Exemples |
10 izao no natao : drey drey drey!
[2.59]
11 Fa rahefa izaho no mitondra, drey! [2.4] 12 alahany eo aloha lahy izy telo mirahavavy, bikain'izy mivady avy eo aoriana, ka drey! [2.314] |
| Autres orthographes | 13 adray, adrey, dray, endrey |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|