| Entrée | 1 adray |
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
4 na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. 5 (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina 6 amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- 7 Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; 8 ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: 9 Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10] |
| Explications en anglais |
10 an expression of fear.
[1.2] 11 oh my!, alas! 12 [same as adrey] [1.7] |
| Explications en français |
13 pour marquer la douleur, la peur : aie ! là là là là !
[1.3] 14 tiens ! douleur, crainte : aïe ! 15 [comme adrey] [1.8] |
| Exemples |
16 adray toa zazavavy fantany!
[2.499]
17 adray, hoy reniny niteny mafy. [2.470] 18 adray ny fahatairany, nony nahita fa Rasolo irery no nitranga. [2.324] |
| Autres orthographes | 19 adrey, dray, drey, endrey |
| Anagrammes | 20 adary, 21 adray, 22 Adria, 23 Irada |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|