Entrée dridra
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an ulcerous disease [Richardson 1885]
Définition française ulcère [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée dridra
Partie du discours nom
Définition anglaise the name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [Richardson 1885]
Définition française  [Merina] ( dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

2017/12/09