| Entrée | 1 efa milalotra ery ianao izany |
| Mots élémentaires | 2 efa, 3 milalotra, 4 erỳ, 5 ianao, 6 izany |
| Partie du discours | 7 locution |
| Explications en malgache |
8 ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|