| Entrée | 1 endahina |
| Radical | 2 endaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Exemples |
4 nendahiny daholo ny hoditra rehetra, tsy nisy
[1.508]
5 nendahin' ireo mpiambina ny manda ny lambako [2.996#26.5.7] 6 endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo [2.117#121] 7 Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray [2.472#21] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/10 |
|