|
|
|
|

Entrée (1/3)1  etona
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  17  [1.1, 1.78] setroka
Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray
Explications en anglais  18  [1.7] vapor, smoke, steam
Explications en français  19  [1.3, 1.8, 1.5] fumée, vapeur
20  [1.3] chaleur suffocante, étouffée
odeur forte, parfum qui se répand au loin
21  [1.5] gaz
Exemples  22  [2.472] Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina.
23  [2.4] Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any.
Analogues  24  fofon-drano

Entrée (2/3)25  etona
Partie du discours  26  nom
Explications en français  27  [1.196] (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte.
Vocabulaire  28  Botanique

Entrée (3/3)29  etoña
Partie du discours  30  nom
Explications en malgache  31  [1.78] [Tambahoaka] lalana, lalan-kely
Synonymes  32  hetoña

Anagrammes  33  aneto, etona, etoña, natoe, oteña, tenao

Mis à jour le 2025/08/10