Entrée eto
Partie du discours adverbe [liste]
Définition malgache Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [Rajemisa 1985]
Définition française ici [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 dans l'endroit où on se trouve [Abinal 1888]
 [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Morphologie 
eto
teto
Mots composés, titres, noms 
Analogie  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

2015/02/23