Entrée evoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   fakana hafanana amin'ny fofon-drano mangotraka
¶ dinitra [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Ravin-javatra notenehina na nodorana ka trohina ny fofony mba hatao fanafody. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a steam bath or inhalation [Hallanger 1973]
Traduction française   bain de vapeur [Hallanger 1974]
Exemples   Natao ihany ny taila nampiana evoka ranomena koa aza. [Andraina: Mitaraina, page 89]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/06/15