Entrée fadintseranana (fady, serana)
Partie du discours nom
Définition malgache [ fadin-tseranana ] haba aloa eo amin' ny seranana amin' ny entana midina eo [Rajemisa 1985]
 Vola alaina amin' ny varotra atao amin' ny seranana na amin' ny zavatra mandalo eo aminy. (anarana nomen-dRadama rainy io, izay mifanaraka amin' ny fomban-tany efa nisy taloha ihany satria, fahiny, raha namono omby teo an-tokotanin' olona, ohatra, dia nomena ny tompon' ny tokotany ny fadiny) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ fadin-tseranana ] Customs dues. [Richardson 1885]
Morphologie 
fadintseranana
-padintseranana
Exemples 
1ny fadintseranana rehetra aloan' ny vahiny dia tsy aloa vola fa aloa basy sy vanja. [Randriamamonjy: Tantara, page 516]
2koa izay nanaiky handoa: vola be indrindra, dia izy no notendrena ho mpamory ny hetra sy mpandray ny fadintseranana ambara-pahatapitr' izany taona izany. [Randzavola: Baiboly, page 150]
3Asehon' ny fanadihadiana samihafa, natao vao haingana fa ny sehatra tena isian' ny fahalovana dia ny fiadidiana ny Fadintseranana, ny Fitsarana, ny Polisim-pirenena sy ny Zandarimariam-pirenena, ny Sampan-draharaha misahana ny fananan-tany – izay eo ambany fiandraiketan' ny Fanjakana mivantana avokoa. [SeFaFi , 2003/12/05]
Articles 

2019/12/12