|
|
|
|

Entrée1  fahadiovam-po
Mots élémentaires  2 fahadiovana, 3 fo
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5 pureness of heart: Izay tia fahadiovam-po, dia milaza soa ny molony. Sady sakaizan' ny mpanjaka izy (He that loveth pureness of heart, for the grace of his lips the king shall be his friend) [2.296.en#24:22:11]
Explications en français  6 les coeurs purs: Izay tia ny fahadiovam-po sy mahafinaritra ny tenin' ny molony, dia ho sakaizan' ny mpanjaka (Celui qui aime les coeurs purs, qui a la grâce sur les lèvres, a le roi pour ami) [2.296.fr#24:22:11]
Exemples  7  Nifindra tamiko tsikelikely ny fahadiovam-pony ary tonga nihevitra ny fahorian' ny hafa aho. [2.285#144]

Mis à jour le 2025/12/06