Entrée fahadiovana (dio)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna [Rajemisa 1985]
Définition anglaise cleanliness, purity [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française propreté [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
 pureté [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 clarté, innocence [Abinal 1888]
Morphologie 
fahadiovana
fahadiovako
fahadiovanao
fahadiovany
fahadiovantsika
fahadiovanay
fahadiovanareo
fahadiovan'
fahadiovan-
fahadiovam-
fahadiova-
-pahadiovana
-pahadiovako
-pahadiovanao
-pahadiovany
-pahadiovantsika
-pahadiovanay
-pahadiovanareo
-pahadiovan'
-pahadiovan-
-pahadiovam-
-pahadiova-
Synonymes hadio ~ hadiovana
Exemples 
1Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 113]
2Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 21]
Citations 
Articles 

2017/06/29