Entrée fahafantarana (fantatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français Action de connaître, de savoir [1.5]
Exemples 
1Mba lalina izany fahafantaranao ahy izany! [2.471]
2Araka ny fahafantarany sy fahitany matetika dia mpivady vao ampakarina ihany no mahazo posy sy filanjana. [2.470]
Morphologie 
Simple : fahafantarana, fahafantarako, fahafantaranao, fahafantarany, fahafantarantsika, fahafantaranay, fahafantaranareo, fahafantaran', fahafantaran-, fahafantaram-, fahafantara-
Préfixée : -pahafantarana, -pahafantarako, -pahafantaranao, -pahafantarany, -pahafantarantsika, -pahafantaranay, -pahafantaranareo, -pahafantaran', -pahafantaran-, -pahafantaram-, -pahafantara-

Mis à jour le 2023/01/20