Entrée halemana (alina)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry halemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [Rajemisa 1985]
Synonymes   fahalemana
Citations  

Mis à jour le 2012/12/07