Entrée fahalotoana (loto)
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin' ny fahalotoana [1.1]
Explications en anglais Filthiness [1.7]
Explications en français Saleté [1.8]
Exemples 
1afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285]
2Zazavavy efa niliba tao anatin' ny fotaky ny fahalotoana no fiheveranao ahy, ary tovolahy tia vola no fahafantarako anao! [2.529]
Synonymes halotoana

Mis à jour le 2023/01/20