| Entrée (1/2) | 1 loto |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra
4 Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao 5 Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto! [1.1] |
| Explications en anglais |
6 dirt, filthiness
[1.7] |
| Explications en français |
7 saleté, souillure
[1.8] |
| Exemples |
8 madio tsisy loto, tsisy fangarony.
[2.314]
9 Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako. [2.445] 10 Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto! [1.214] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 24 6 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 25 lôtô |
| Partie du discours | 26 nom |
| Explications en malgache |
27 Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy
[1.1] |
| Vocabulaire | 28 Jeu |
| Anagrammes | loto, lôtô |
| Mis à jour le 2025/11/26 |
|