| Entrée | 1 fahamaotinana |
| Radical | 2 maotina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 Mbola nanan-tombo aza izy tamin' ny fahalemem-panahy sy ny fahamaotinana.
[2.643#104]
5 Miditra amin' ny fahamaotinana ny tovolahy ka mitsiry fanahy hafahafa, tsy voazavan' ny tsy ampy fahalalana toa azy tantsaha. [2.470#123] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|