Entrée maotina
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina
¶ Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany [Rajemisa 1985]
Traduction française   modeste, réservé, paisible, calme [Abinal 1888]
Exemples  
1Hoy i Lanto maotina tampoka. [Andriamalala: Ranomasina, page 26]
2Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [Rajaonarivelo: Bina, page 89]
Dérivations  
Autres orthographes  

Mis à jour le 2017/04/18