| Entrée | 1 fahamasinana |
| Radical | 2 masina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana [1.1] |
| Explications en français |
5 Vertu, efficacité, sainteté. [1.3#223] |
| Exemples |
6 Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao;
[2.996#]
7 Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana. [2.324#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|