|
|
|
|

Entrée1  fahamendrehana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  endrika
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en français  6  [1.3#126] la beauté, la dignité, la convenance, le mérite
7  [1.66.fr#377] éthique
Exemples  8  [2.114] Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena.
9  [2.643] Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana.
10  [4.27] Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo.
Vocabulaire  11  Philosophie
Synonymes  12  hamendrehana

Mis à jour le 2025/07/29