Entrée hamendrehana (endrika)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français La beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3]
Exemples Mpiantoka ny hamendrehana sy fahamarinan' ny latsabato sy ny fahitsian' ny fifidianana io rafitra io, ka omena andraikitra hanamarina sy hitsara ny asa rehetra sahanina amin' ny fampizorana amin' ny tokony ho izy ny fifidianana sy ny fitsapana ny hevitry ny vahoaka. [4.27]
Synonymes fahamendrehana

Mis à jour le 2020/07/31