Entrée faharavoravoana (ravoravo (ravo))
Partie du discours nom
Exemples 
1Fa ny faharavoravoam-po dia fanasana mandrakariva. [2.996]
2ny ira-dRanavalomanjaka no nandefa tafondro 26 vava, fifaliana sy faharavoravoana amin'i Sied Sied [2.366]
Morphologie 
Simple : faharavoravoana, faharavoravoako, faharavoravoanao, faharavoravoany, faharavoravoantsika, faharavoravoanay, faharavoravoanareo, faharavoravoan', faharavoravoan-, faharavoravoam-, faharavoravoa-
Préfixée : -paharavoravoana, -paharavoravoako, -paharavoravoanao, -paharavoravoany, -paharavoravoantsika, -paharavoravoanay, -paharavoravoanareo, -paharavoravoan', -paharavoravoan-, -paharavoravoam-, -paharavoravoa-

Mis à jour le 2020/07/31