Entrée faharazana (faha-, razana)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise In ancestral times [Richardson 1885]
Définition française du temps des ancêtres [Abinal 1888]
Morphologie 
faharazana
-paharazana
Exemples Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana. [Fagereng: Tantara]

2019/08/17