Entrée fahasalamàna (salama)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the state of one's health; good health [Hallanger 1973]
Traduction française   santé, paix, bonheur [Abinal 1888]
   santé [Hallanger 1974]
Traduction française   ¶ fizaham-pahasalamana mialoha ny fanambadiana: examen prénuptial
¶ komitim-pahasalaman'ny mpianatra: comité de salubrité scolaire
¶ sakafo ara-pahasalamana: aliment hygiénique
¶ sekoly ara-pahasalamana: école salubre [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Synonymes   hasalamàna

Mis à jour le 2012/04/19