Entrée (1/3) | 1 salama |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Tsy marary, tsy marofy. |
Explications en anglais |
9 [1.7] well, healthy |
Explications en français |
10 [1.3] qui est en bonne santé 11 [1.8] bien portant, en bonne santé |
Exemples |
12 [2.470] Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. 13 [2.471] Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny 14 [2.472] Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. |
Synonymes | 15 salamalama |
Analogues | 16 tsy marofy, finaritra, tsara fanahy, seheno, tsy maninon-tsy maninona, soamadina, bolangina |
Entrée (2/3) | 17 salama |
Partie du discours | 18 interjection [Liste complète] |
Explications en anglais |
19 [1.7] [Arabic salam] how do you do? |
Explications en français |
20 [1.8] [arabe salam] salut! bonjour! |
Entrée (3/3) | 21 salama |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en français |
23 [1.196] (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029. La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé. Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [Mahafaly]
|
Vocabulaire |
24 Botanique |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |