| Entrée | 1 fahatanjahana |
| Radical | 2 tanjaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1] |
| Synonymes | 5 hatanjahana |
| Proverbes | 6 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|