Entrée tanjaka
Partie du discours nom
Définition malgache Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany
¶ Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.)
¶ Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise strength [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 power, vigour, robustness. See aina, hery [Richardson 1885]
 vigor [Hallanger 1973]
Définition française force [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
Définition française vigueur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Définition française puissance [Abinal 1888, SLP 1986]
Définition française énergie, richesse
¶ ce qui rend un édifice solide [Abinal 1888]
Définition française renfort, tuteur [SLP 1986]
Dérivations 
Morphologie 
tanjaka
tanjako
tanjakao
tanjany
tanjatsika
tanjakay
tanjakareo
tanjak'
tanja-
tanjaky
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 53]
2Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [Andraina: Mitaraina, page 25]

2014/11/10