Entrée | 1 hatanjahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tanjaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa |
Synonymes | 5 fahatanjahana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |