Entrée fahatelopolo
Mots élémentaires fahatelo ; folo
Partie du discours nom
Explications en anglais Thirtiefth [3.1]
Explications en français Trentième [3.1]
Exemples Ary tamin'ny taona fahatelopolo, volana fahefatra, andro fahadimin'ny volana, raha teo amin'ireo babo, teo amoron'ny ony Kobara aho, dia nisokatra ny lanitra, ka nahita fahitana avy amin'Andriamanitra aho. [2.996]
Morphologie 
Simple : fahatelopolo, fahatelopolony, fahatelopolon', fahatelopolon-, fahatelopolom-
Préfixée : -pahatelopolo, -pahatelopolony, -pahatelopolon', -pahatelopolon-, -pahatelopolom-

Mis à jour le 2024/03/08