Entrée | 1 fahatsapana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tsapa |
Morphologie |
|
Exemples |
6 [2.470] Ny fahatsapany ny hamamin' ny fihavanana sy ny fiaraha-monina samy izy ao an-tanàna no ambony indrindra aminy
7 [4.27] Tsy hahagaga an’iza na iza raha toa ka miverina ny tahotra sy ny fahatsapana tsy filaminana eo anivon’ny vahoka, ary ny fanekena ivelany ny zava-misy, izay miaraka amin’izany. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |