|
|
|
|

Entrée1  fahatsarana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tsara
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en anglais  6  [1.7] excellence; goodness
Explications en français  7  [1.8] excellence; bonté
Exemples  8  [2.529] Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra
9  [1.353#] Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara.
Synonymes  10  hatsarana

Anagrammes  11  fahatsarana, faratsahana

Mis à jour le 2025/07/29