|
|
|
|

Entrée1  fahavelomana
Radical  2 velona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany.. [1.1]
Explications en anglais  5 life, lifetime, the duration of life. [1.7]
Exemples  6  Dia vao ho feno ny fahavelomana? [2.5#]
7  sahala ny fahavelomana, ary iray ny fahafatesana. [2.69#]
8  Dia ho tapitra hatreo ve ny fisiana sy ny fahavelomana? [2.529#]

Mis à jour le 2025/09/12