Entrée | 1 fahavinirana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 vinitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hatezerana, fahatezerana |
Explications en français |
5 [1.3#836] la colère, le courroux |
Exemples |
6 [2.996#] Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino. |
Synonymes | 7 havinirana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |