| Entrée | 1 fahavokarana |
| Radical | 2 vokatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fahatoezan' ny voly an-tsahaka efa azo otazana, jinjaina, laingozana, tangosana, hadina, kapaina: Maro ny lalitra manditra ny fotoam-pahavokaran' ny voankazo.
[1.62#267] |
| Explications en anglais |
5 fruitfulness, abundance; the harvest season
[1.7] |
| Explications en français |
6 fécondité, abondance des fruits; la moisson
[1.8] 7 la fertilité, l'abondance des fruits [1.196] |
| Exemples |
8 Eny an-dohasaha indray no misy setroka midonaka, ary eny ny korana, miravoravo fahavokarana
[1.253#]
|
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|