Entrée |
vokatra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna ¶ Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | fruit, produce; a result [Hallanger 1973]
|
Traduction française | produit, résultat [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| fruit, récolte qui produit [Hallanger 1974]
|
| effet, conséquence [SLP 1986]
|
| Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [Boiteau 1997]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Articles |
|
Entrée |
vokatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity ¶ Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | productive [Hallanger 1973]
|
Traduction française | fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|